User:Hery

Avy amin'i Wikipedia

Wikipedia:Babel
mg Ny teny malagasy no tenim-pirenena nahabe ity mpikambana ity.
en-2 This user is able to contribute with an intermediate level of English.
fr-2 Cet utilisateur peut contribuer avec un niveau moyen en français.
it-2 Quest'utente può contribuire con un italiano di livello intermedio.
Tadiavo fiteny ny mpikambana

Miezaka handray anjara mavitrika amin'ity wikipedia ity aho na dia tsy ampy aza ny fotoana.


Heriniaina Eugene, mbola mpianatra (Communications Sociales). Ny tetikasa lehibe ataoko amin'izao fotoana izao dia ny fampandehanana ny serasera.org izay asa goavana ihany. Niditra handray anjara sy hitantana ity wikipedia malagasy ity aho mba hiara-miasa amin'ireo mazoto hanangona hevitra sy lahatsoratra malagasy momba ny fahalalana ankapobeny.

Raha hanohana ny tetik'asa rehetra ataoko dia jereo eto