Current events

Avy amin'i Wikipedia

[Ovay] Hiantso mpiara-miasa

Nifampiresaka tamin'ny namana iray aho afak'omaly ka hitako hoe azo atao tsara ny miara-miasa manatanteraka ity tetikasa ity. Betsaka tokoa ny sites malagasy izay samy manao izay ho afany daholo mampahafantatra ny Malagasy ka inoako fa afaka hanampy daholo ry zareo ato.

[Ovay] Aiza daholo

Rehefa nojerena teto amin'ny lahatsoratra niova farany dia mbola vitsy dia vitsy ny mpandray anjara. Mahereza e. --Hery 16:07, 7 Mey 2005 (UTC)

[Ovay] Hanomboka indray

Taorian'ny fijanonana naharitra momba ity wikipedia amin'ny teny malagasy ity dia hanomboka indray isika. Ho toa ireo wikipedia amin'ny teny vitsivitsy dia hangonina tsikelikely ireo lohahevitra tokony hodinihana. Isaorana antsika rehetra sahady mazoto amin'izany ezaka lavitra be izany. --Hery 14:47, 5 May 2005 (UTC)