Fiteny

Avy amin'i Wikipedia

Fitaovana ahafahana mampita hevitra amin'ny alalan'ny feo na marika (izay midika hoe teny) iraisan'ny andian'olona maromaro.

Ny fiteny dia misy voambolana sy fitsipika. Ka ny fitsipika no mamehy ny fampiasana ny teny mba hahatonga ny fehezanteny hisy dikany.

Amin'ny tenim-pirenena hafa